Entrée manempotra (sempotra)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mahatonga ho tsy avy miaina noho ny tsy fisian' ny rivotra, na ny hafanana, na ny fibosesiky ny rivotra be loatra: Vonoy izao afon-kitay lena izao fa manempotra
Mandentika ao anaty fahasahiranana: Mbola manempotra mafy ny fanjakana izao ny fampijoroana ny fokonolona [1.1]
Morphologie 
Présent : manempotra
Passé : nanempotra
Futur : hanempotra
Impératif : manempora

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/05