|
|
|
|

Teny iditra1  manemitra mpangalatra
Singan-teny  2 manemitra, 3 mpangalatra
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 manao fefy manodidina mpangalatra iray mba tsy hahafahany mandositra [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12