|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  manembana
Fototeny  2 sembana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manakana, manampontsampona [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :

Teny iditra (2/2) 8  mañembaña
Fototeny  9 embaña
Sokajin-teny  10  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  11 [Antambahoaka] manidina, misidina [1.78]
12 [Sihanaka] manidina [1.78]

Fivaditsoratra  13 mañambane, manembana, mañembaña

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/04