|
|
|
|

Teny iditra1  manehitra
Fototeny  2 hehitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manaikitra
5 Marary (enti-milaza nify maharary)
6 Mivalana mipiriritra [1.1]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
Voambolana  10  Fahasalamana
Kamban-teny rehetra  11 manehi-babena

Fivaditsoratra  12 maharenty, manehitra, 13 mihenatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09