|
|
|
|

Teny iditra1  mandremby
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3 mihaza: Laha nandremby trandrake tsy nahazo soky modia tsy navelan'ny fahasivy hihinam-boalavo (raha nihaza tsy nahazo sokina modia fa tsy navelan'ny razana hihinam-boalavo) [Tanala] [1.78]
Ohabolana  4  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02