|
|
|
|

Teny iditra1 mandisa
Fototeny  2disa
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4mitoto. [Bara, Sihanaka] [1.78]
5mitoto vary, ets. [Sakalava, Taisaka, Tanosy] [1.78]
6mihosy, manosy.
7mitoto vary. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8to pound in a mortar. [Provincial] [1.2]
Ohatra  9 Farany, mandisa: izany hoe, mitoto vary tsy tapaka isan' andro (mahalankalana manko ny mitoto vary teo: indray mandeha isan-kerinandro. [2.245#]
Haiendriteny 
10 Ny ankehitriny :
11 Ny lasa :
12 Ny hoavy :
13 Filaza mandidy :
Tovy hevitra  14mandisañy

Fivaditsoratra  15 mandasy, 16 mandisa, 17 misanda

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12