|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  mandamoka
Fototeny  2 lamoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manavesabesatra, mampahavesatra, mahasasatra, mahatofoka: Mandamoka azy ny torimaso [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 appesantir, fatiguer, dégoûter [1.3]
Ohatra  6  Raha mandamoka ny tetik' ady, hoy izy, dia hataoko veloma Farafangana rahampitso maraina. [2.499#]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/3)11  mandaka
Sokajin-teny  12  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  13 Enti-milaza ny atody tsy zary zanany, tsy foy: Nisy telo nandamòka ny atody nakotriko
14 Tsy vanona, tsy tanteraka: Nandamòka ny fikasanay hitsangantsangana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  15 to be defective, not to come to perfection [1.2]
Haiendriteny 
16  Ny ankehitriny :
17  Ny lasa :
18  Ny hoavy :

Teny iditra (3/3)19  mandamoka
Sokajin-teny  20  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  21 mikapoka [Bezanozano] [1.78]

Fivaditsoratra  22 mandamako, mandamòka, mandamoka, 23 mandomaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21