Entrée manatsatso (tsatso)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mampihena, mampahalefy tsiro; manampo-drano: Nisy nanatsatso itỳ ro itỳ
¶ Mandefy, mahalefy: Vao mainka nanatsàtso ny lahateniny ireo haingonteny be loatra nampiasainy
¶ Manakiana, milaza fa ratsy: Be no nanatsatso ny kabary nataony [Rajemisa 1985]
Morphologie 
manatsatso
nanatsatso
hanatsatso
manatsatsoa

Mis à jour le 2020/07/31