|
|
|
|

Teny iditra1  manatsaika
Fototeny  2 tsaika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mamerina mitoto ny vary fanindroany, izany hoe ny vary vao afaka ampombo mahery [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
Tovy hevitra  8 manatsaitsaika

Fivaditsoratra  manatsaika, 9 manatsiaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12