|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manatrana
Fototeny  2 satrana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manao satrana, manandrana zavamaneno [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to cock, to fix the cock of a gun so as to be ready to fire. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 faire un prélude, essayer un instrument [1.3]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)11  manatràna
Fototeny  12 satrana
Sokajin-teny  13  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manatrana [Fitanisana]

Fivaditsoratra  14 mananatra, 15 manantara, manatrana, manatràna, 16 marantana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21