|
|
|
|

Teny iditra1  manasaly
Fototeny  2 saly
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [mañasaly] 4 manamaina hena, na hazandrano na akanjo, ets... amin'ny tanik'afo [Tanala] [1.78]
5 Mametraka zavatra (hena...) vetivety eo ambony afo mba hahazoana mihinana azy; manamaina hena na hazandrano amin' ny setroka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 suspendre ou mettre près du feu pour faire rôtir, boucaner, sécher
7 soulever son adversaire avec les cornes, se dit des taureaux [1.3]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  12 manasalisaly

Fivaditsoratra  13 laminasa, manasaly, 14 Salamina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12