|
|
|
|

Teny iditra 1  manañandro
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 [Betsileo] tsara vintana: Ly manañandre ny kilonga ko tsa mba mañatoña ombiasa koa ny ray amin-drene (Raha tsara vintana ny zaza dia tsy mba manantona mpanandro intsony ny ray aman-dreny) [1.78]

Fivaditsoratra  manañandro, 4 manandrona, manandròna, 5 manondrana, manondràna

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/04