|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 manakòtra |
| Fototeny | 2 kotra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mandany tsiro ny tany; mandevona, manimba
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 9 manakotra |
| Fototeny | 10 takotra |
| Sokajin-teny | 11 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
12 Manarona amin' ny takotra
[1.1] 13 manarona [Tambahoaka] [1.78] 14 manampina [Sihanaka] [1.78] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | manakòtra, manakotra, 19 manatroka, 20 manokatra, mañokatra, 21 manotraka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|