|
|
|
|

Entrée1  manako (ako)
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en malgache  3  Manome ako: Manako itỳ trano itỳ izany [1.1]
4  misy tamberim-peo [1.13]
Explications en anglais  5  imp. and Rel. not used. To reverberate, to resound; to throw back an echo. [1.2]
Explications en français  6  faire écho [1.3]
7  résonner [1.13]
Exemples  8  Fanampin' izany, manako aoka izany ilay trano. [2.4#]
9  Ary hoy Ranakombe : " Ihia lahy izao manako maha-may ahy izao! [2.69#]
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :

Anagrammes  13  ankoma, komana, manako, mankao, manoka, manokà, mañoka, mokàna

Mis à jour le 2023/01/20