|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manakarainkona
Fototeny  2 karainkona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mampivonkina na mampiketrona tampoka: Manakarainkona ny hozatra ny hatsiaka [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Mpanahaka  9  mampikarainkona, 10  mampionkina, 11  mampivonkina, 12  manakainkona

Teny iditra (2/2)13  manakarainkòna
Fototeny  14 karainkona
Sokajin-teny  15  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manakarainkona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  manakarainkòna, manakarainkona

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21