|
|
|
|

Teny iditra1  manahy katsaka
Singan-teny  2 manahy, 3 katsaka
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 mivanika, manahy nify, tsy maha-kombom-bava fa mamela ny nify hiseho, enti-milaza fahakiviana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12