Entrée | managaina (gaina) | ||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||
Explications en malgache | Mandiso fanantenana, mahasanganehana, mahavery hevitra: Nanagaina ahy ny teny nataony [1.1] | ||||||
Explications en français | Désappointer, décontenancer: Nanagaina azy ny teny nafitsoko azy (Les paroles que je lui ai lancées l'ont décontenancé) [1.3] | ||||||
Morphologie |
| ||||||
Anagrammes | amangiana, angamaina, angamiana, managaina |
Mis à jour le 2023/01/20 |