Entrée manadombo (dombo)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mahatonga hodombo, tsy maranitra: Ny vato no nanadombo ny antsy
¶ Mahadonto: Ny hakamoana no nanadombo ny sainy
¶ Mahatonga ho tsy tiam-bahoaka, mangidy hoditra: Ny fihinanam-bahoaka no nanadombo io mpitondra io [Rajemisa 1985]
Morphologie 
manadombo
nanadombo
hanadombo
manadomboa

Mis à jour le 2020/07/31