|
|
|
|

Teny iditra1  manadanadana
Fototeny  2 danadana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mamoha tanteraka, manokatra manontolo: Iza no nanadanadana ny varavarana toy izao? [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 Ouvrir, laisser ouvert [1.3]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12