| Entrée | 1 manabontsina |
| Radical | 2 bontsina |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Mampizihitra, manao izay hahafeno rivotra: Manabontsina kodiaram-bisikilety Mamporisika hanao asa iray, mitarika, mitaona, mamoky: Tsy misy afatsy Rakoto no nanabontsina ny mpianatra himenomenona [1.1] |
| Morphologie |
|
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|