|
|
|
|

Teny iditra1 manaboabo
Fototeny  2aboabo
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4manavoavo, manaingainga, manambonimbony: tsy mety ny manaboabo olona mpamita-bahoaka tahaka ireny.
5midera fatraira, manome voninahitra lehibe, mankalaza izaitsizy: nanaboabo ny filoham-pirenena ny vahoaka.
6manondrotra, mampakatra, manovona: amin' ny taona ambony izahay no hanaboabo ny tranonay. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7To elevate, to raise higher, to honour, to exalt.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  8Vanter, exalter. [1.3#1]
Haiendriteny 
9 Ny ankehitriny :
10 Ny lasa :
11 Ny hoavy :
12 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  13 boamboana, 14 manaboabo

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12