|
|
|
|

Teny iditra1  manabango
Fototeny  2 bango
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mamboatra ny volo hilamina amin' ny fihogo na fandraotra, ary dia mandrandrana azy [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Voambolana  9  Fandram-bolo
Tovy hevitra  10 mambango

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12