|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mampita |
| Fototeny | 2 ita |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 transitif
[1.13] |
| Voambolana | 5 Matematika: alijebra |
| Kamban-teny rehetra | 6 toetra mety mampita |
| Teny iditra (2/2) | 7 mampita |
| Fototeny | 8 ita |
| Sokajin-teny | 9 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 faire passer l'eau, faire franchir, transporter au-delà
[1.3#285] 11 conférer; transmettre; faire traverser, transiter [1.13] 12 communiquer [1.66.fr#177] |
| Ohatra |
13 mampita ny hafatra an-tsoratra amin'ny fitondrana taratasy misy hajia izy.
[2.117#]
14 Ny mahay milomano dia raitsintsina ny lambany na zavatra ny tanany anila mampita ony. [1.437#] |
| Kamban-teny rehetra | 15 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Fivaditsoratra | mampita, 16 mpamita |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|