|
|
|
|

Teny iditra1  mampisara-nono
Singan-teny  2 mampisaraka, 3 nono
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny anglisy  5 to wean [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 sevrer [3.1]
Ohatra  7  Ireo reny sasany dia mampisara-nono ny zanany aloha loatra satria mihevitra izy ireo fa tsy tsara ho an'ny zanany ny nonony, na tsy manome ronono ampy ny nonony. [2.424#107]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12