|
|
|
|

Teny iditra1  mampikezaka
Fototeny  2 kezaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra  4  Biby fetsy izy sady mahay manabe na manakely ny vatany, ka nony mifanena aminy ny menarana, izay biby mandady toa azy, dia mitsotra izy sady mampikezaka ny vatany. [2.69]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12