|
|
|
|

Teny iditra1  mamotika
Fototeny  2 potika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 manilatsilatra, mamaky, manimba [Bezanozano] [1.78]
5 Manamontsamontsana, manorotoro, manotohoto [1.1]
6 manorotoro [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  7 broyer et concasser [1.13]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Voambolana  12  Toe-karena: tao vy
Tsipelina hafa  13 manapotika

Fivaditsoratra  14 mamatoky, mamotika, 15 mimotaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17