|
|
|
|

Teny iditra1  mamon-toaka
Singan-teny  2 mamo, 3 toaka
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 ara-bakiteny: Olon-kafa no nisotro toaka ka ny tena no toa mamo
6 Hevitra ohatra: Ny hafa no nanao ny nataony ka ny tena no iharan' ny asany [1.1]
Ohatra  7  Hoy Andrianasandratra tamin'ireo manamboninahitra nanevateva azy hoe: Ialahy angaha mamontoaka sa leon-drongony? [2.298#79]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12