|
|
|
|

Teny iditra1  mamontirika
Fototeny  2 vontirika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mampivandravandra be ny maso toa hivoaka ny taolamaso mihitay:
5 Namontirikany masony ka natahotra aho [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17