|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mamofompofona |
| Fototeny | 2 fofompofona |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 to smell rank, to be ill-flavoured, to stink.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 qui a une faible odeur agréable
[1.196] |
| Ohatra |
6 mamofompofona Senegaly anie ialahy izany e!
[2.643]
7 Dia notsipahina tsikelikely araka izany koa ny lalàm-pitondrantena izay mbola mamofompofona fivavahana. [2.285] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|