|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  mamofoke
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3 [Mahafaly] mamoaka avy ao ana-davaka, manao famokarana [1.78]

Teny iditra (2/3) 4  mamofoke
Sokajin-teny  5  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  6 [Tanosy] manamaivoka (vary) [1.78]

Teny iditra (3/3) 7  mamofoke
Sokajin-teny  8  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  9 [Sakalava] mamela, mikapoka, mifamely [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04