|
|
|
|

Teny iditra1  mamoaka
Fototeny  2 voaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mampiala ny trano: Mamoaka ny ankizy haka rivotra ny mpampianatra
5 Milaza am-pahibemaso: Efa namoaka didy mihitsy ny fanjakana momba izany
6 Mamosaka, mampiseho: Aoka ianao hamoaka mazava ny hevitrao eto anoloanay
7 Mampiseho voalohany ho hitan' ny olona: Vao namoaka gazety indray izao Randria
8 Manome: Mamoaka feo tsara sy mahafinaritra io orga vao novidinay io
9 Enti-milaza ny ray aman-dreny izay mandefa ny zanany hanambady, amin' ny fotoanan' ny fampakarana: Hamoaka zazavavy Rakoto mivady rahampitso Asabotsy [1.1]
10 manaparitaka, mizara, mampiely [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  11 diffuser [1.13]
Haiendriteny 
12  Ny ankehitriny :
13  Ny lasa :
14  Ny hoavy :
15  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  16  Fikambanana 8 amin' io teny io
Ohabolana  17  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  18 mamaoka, mamoaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17