|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mamiratra |
| Fototeny | 2 firatra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mangirangirana, manjelanjelatra: Mahita zavatra mamirapiratra ao anaty vovoka aho
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 To shine, to give light.
[1.2] |
| Ohatra |
6 Fa tomaratara toa rahon-kariva, ' Zay bita mamiratra sady mazava.
[1.437#]
7 Matanjaka tsara ny tenany, ny tarehiny mamiratra amim-pahasalamana. [1.353#] |
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 11 mamirapiratra |
| Teny iditra (2/2) | 12 mamiratra |
| Fototeny | 13 firatra |
| Sokajin-teny | 14 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
15 Mazava manjopiaka: Fahazavana mamirapiratra
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
16 to be luminous.
[1.2] |
| Fivaditsoratra | 17 mamaratry, 18 mamaritra, mamiratra, 19 miramatra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|