|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mametsaka
Fototeny  2 fetsaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manjera, mandrodana
5 Mampiavosa
6 Mikopaka, mamely [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 to strike, to beat [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  8 démolir, renverser, entasser, battre [1.3]
Ohatra  9  Tsy misy mahalala izay halatra nataony akory ireo, fa rehefa atao Jioe oainy, oainy, dia mametsaka izay mahita. [1.437#]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  14 manapetsaka

Teny iditra (2/2)15  mametsaka
Fototeny  16 fetsaka
Sokajin-teny  17  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  18 Mamonto, mampangeniheny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  19 to moisten, to damp, to wet [1.2]

Fivaditsoratra  20 mamatsake, mametsaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12