|
|
|
|

Entrée1  mamboly (voly)
Partie du discours  2  verbe actif
Vocabulaire  3  Economie: agriculture
Explications en malgache  4  Mamafy voa na manatsatoka taho mba haniry: Mahereza mamboly vary ianareo [1.1]
5  Manao voly eny amin' ny... : Namboly teny an-dohasaha sy teny an-tanety izahay tamin' ito mba tsy ho sahirana amin-kanina [1.1]
6  Mahatonga, miteraka, mampiditra: Tena namboly fahasahiranana betsaka tamiko loatra iny zaza iray iny [1.1]
Explications en français  7  Planter, cultiver [1.13, 1.196]
8  Planter, cultiver [1.405]
9  Planté, cultivé [1.405]
Exemples  10  mamboly amin' izay fomba fihinan'ny olom-belona; [2.59#65]
11  Mandreraka koa izany mamboly amin' ny tany mora reraka izany! [2.117#52]
Morphologie 
12  Présent :
13  Passé :
14  Futur :
15  Impératif :
Mots composés 
Proverbes  17  Proverbes contenant le mot mamboly

Mis à jour le 2020/07/31