Entrée mamay (fay)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache  [Tanala] Manafay [1.78]
 Manao izay hahafay, hahatonga olona tsy hamerina ny ratsy nataony intsony, manasazy
Mitovy hevitra: manasazy ~ manazy ~ mankafay [1.1]
Explications en anglais To punish, to correct, to make to disrelish or dread, to create a dislike of. [1.2]
Morphologie 
Présent : mamay
Passé : namay
Futur : hamay
Impératif : mamaiza

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20