|
|
|
|

Teny iditra1  mamavatra
Fototeny  2 vavatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manataka kely
5 Mamaha, mamelatra
6 Mamosaka, mampiseho, manambara [1.1]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12