|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 mamantoka |
| Fototeny | 2 fantoka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mamantsika
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to nail, to fasten with nails.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 clouer
[1.3#150] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/3) | 11 mamantoka |
| Fototeny | 12 fantoka |
| Sokajin-teny | 13 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny anglisy |
14 to bring an accusation against some one
[Provincial]
[1.2] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (3/3) | 19 mamantoka |
| Sokajin-teny | 20 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
21 mampanantena
[Tambahoaka]
[1.78] |
| Fivaditsoratra | mamantoka, 22 mamontaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|