|
|
|
|

Entrée (1/2)1  maly
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  [1.78] [Bara] dia, haolo
4  [1.78] [Sihanaka] matahotra olona, dia
5  [1.78] [Tanosy] kaody, matahotahotra

Entrée (2/2)6  maly
Partie du discours  7  nom
Explications en malgache  8  [1.353#62] [Bara] omby, fananana, izay rehetra harena (Tsy mba fiteny Bara akory fa tenin’ombiasa ihany)

Anagrammes  9 

Mis à jour le 2025/01/21