|
|
|
|

Teny iditra1  malazalaza
Fototeny  2 lazalaza
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fitokoavana  4 triTRIva [2.499#]
5  [Tritriva]
Ohatra  6  Ny zavatra malazalaza voalazany ihany anefa no hotsimponintsika. [2.499#]
7  Misy toerana voatokana ho fakana rano masina ho an' ny andriana, fa ho an' ny olona hafa dia izay rano lehibe sy malazalaza eny akaikikaiky eny. [2.436#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/13