|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  malay
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3 [Antemoro+Antesaka+Bara] tsy tia, mankahala [1.78]

Teny iditra (2/2) 4  malay
Sokajin-teny  5  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  6 [Antesaka] kamolahy [1.78]
7 [Bara] malaina [1.78]

Fivaditsoratra  malay, 8 malia, 9 mialà, miala

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/04