Entrée malama maina (lama, maina)
Partie du discours locution
Explications en malgache (miaraka mandrakariva amin' ny teny hoe tany): enti-milaza ny fiainana izay sarotra itondran-tena fa jerena toa mora andehanana nefa raha tsy mitandrina mety hamotraka [Rajemisa 1985]
Exemples 
1Tandremo fa malama maina ny tany ka tsy azo anaovana tongo-dovia [Rajemisa 1985]
2Izany Iarivo izany, hono, ka malama maina. [Rajaonarivelo: Bina, page 18]
3Nahatsiaro loatra manko izy fa " malama maina " ny lalantsika ety: koa mba may izy hiomana sy hitady fanefitra. [Rahajarizafy: Filozofia, page 110]
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31