|
|
|
|

Teny iditra1  makrame
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Harona makarakara fitondranjavatra, vita amin' ny rofia norandranina ka asiana haingony izay ahorona tsirairay hatrany toy ny manao halana boribory ka ampifandraisina amin' ny vatany mba hahamafy azy; tsy ho fitondranjavatra ihany no hanaovana ny makrame fa azo anaovana haingon-trano na efi-damba koa izy ka amin' izay izy mibikana takelaka lava sy lehibe ary indraindray atao efamira ilay haingony boribory [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12