|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  maino
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  3 sensible [1.13]
Sampanteny 
Anarana :

Teny iditra (2/2) 5  maino
Fototeny  6 maina
Sokajin-teny  7  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana mainina [Fitanisana]
Ohatra  8  maino ny soratra alohan' ny hamadihanao ny takelaka [1.1]

Fivaditsoratra  9 amony, maino, 10 manoy, 11 minoa, 12 moany, 13 moina, 14 Naomy, 15 omany

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26