|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mahatsikaiky |
| Fototeny | 2 tsikaiky |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Teny ilazana olona na zavatra mampihomehy na maha-te haneso amin' ny bika aman' endriny na amin' ny fihetsiny: Mahatsikaiky Ramatoa iny amin' izato akanjony ambony lohalika
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 ridiculous
[1.17] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 risible, plaisant, qui fait rire, amusant, comique
[1.3] 7 ridicule [1.9] |
| Mpanahaka | 8 fanalanaandro, 9 fanaraby, 10 fihomehezana, 11 mampihomehy |
| Kamban-teny rehetra | 12 holamahatsikaiky |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|