|
|
|
|

Teny iditra1  mahatsangy no ary
Singan-teny  2 mahatsangy, 3 no, 4 ary
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 Enti-milaza ny zanaka izay tsy miankina amin' ny ray aman-dreniny intsony no sady mahavelo-maso ny voninahitr' izy ireo koa [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11