|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mahampy
Fototeny  2 ampy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 augmenter, aider ou pouvoir le faire, suffire [1.3#32]
Ohatra  5  Tsy mahampy ny karamanao aho (Je ne puis augmenter votre salaire) [1.3#32]
6  Tsy mpy ahy io vary io (Ce riz n'est pas suffisant pour moi) [1.3#32]
7  Tsy mahampy anao amin' izany raharaha izany aho (Je ne puis vous aider dans cette affaire) [1.3#32]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :

Teny iditra (2/2)11  mahampy
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny frantsay  13 (du préfixe maha et ampy : dans le sens de riche, bien pourvu donc « qui peut rendre riche »).
14 On en emploie les tiges pour faire des ouvrages de sparterie. Lepironia mucronata Pers. (Cyperaceae). [Tankarana] [1.196]
Haiendriteny 
15  Tsotra :
Voambolana  16  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  mahampy, 18 mampahy, 19 mampiha~, 20 mpamahy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17