Entrée mafilotra (filotra)
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Matsiro fatratra (enti-milaza sakafo mendimendy tsara): Nafilotra ny laoka androany fa nataon' i neny ketsaketsa ary nasiany tongolo sy voatabiha [Rajemisa 1985]
Morphologie 
mafilotra
nafilotra
hafilotra

Mis à jour le 2020/07/31