|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mafiaka |
| Fototeny | 2 fiaka |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Tsy misy tsirony, tsy misy ranondranony, be faikampaikany: Saika may itỳ hena itỳ ka nanjary nafiaka
[1.1] |
| Fivaditsoratra | 5 famaika, 6 famiaka, 7 mafaika, mafiaka, 8 miafaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|