Entrée mafampana (fana)
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Somary mafana kely: Mbola misy tazo kely ihany izy fa mbola mafampana [1.1]
Exemples Maniry any ny tany maro izy, indrindra amin' izay mafana na mafampana. [1.357]
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/02/26