|
|
|
|

Teny iditra1  madisa
Fototeny  2 disa
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Enti-milaza ny toetran' ny zavatra (tany, ahitra...) voahitsakitsa-dava, naleha matetika ka maosy: Andehanan' ny ankizy matetika eto ka madisa ny ahitra
5 Lany: Madisa ny vilon-tsoavaly [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 tired of waiting [Provincial] [1.2]
Mpanahaka  7  tomarosoka
Kamban-teny rehetra  8 lalana madisa

Fivaditsoratra  9 Damasy, madisa

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09